|
|
|
|

Teny iditra1 harom-pito sosona
Singan-teny  2harona, 3fito, 4sosona
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6harona kely sy lehibe mifanarona hatrany, ho firaketana izay zavatra lalain' ny tompony.
7enti-milaza fitahirizan-javatra mahafa-po fa voaro sy voatandrina tsara ny zavatra ao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8close watch over anything; lit.
9a basket with seven folds.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10Trésor bien conservé, c' est comme une corbeille faite de sept corbeilles enfermées les unes dans les autres. [2.415#2286]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11